Psalms 18:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Andriamanitra izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ahy amin’ny firenena maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho velona anie i Iaveh, ary hisaorana anie ny vatolampiko! Hankalazaina anie ny Andriamanitry ny famonjeko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona ny TOMPO! Isaorana ny Vatolampiko. Hasandratra anie Andriamanitra mpamonjiko!
Malagasy Bible 1865
Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Andriamanitra izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ahy amin’ny firenena maro.
malagasy
Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy.