Psalms 18:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamonjy ahy amin’ny fahavaloko Ianao! Eny, manandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy Ianao ary manafaka ahy amin’ny mpampihorohoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia Andriamanitra izay mpanao famaliana ho ahy, mampanaiky ahy ny firenena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manao ny famaliana ho ahy ary mampanaiky firenena hofeheziko.
Malagasy Bible 1865
Mamonjy ahy amin'ny fahavaloko Izy; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao, ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamonjy ahy amin’ny fahavaloko Ianao! Eny, manandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy Ianao ary manafaka ahy amin’ny mpampihorohoro.
malagasy
Mamonjy ahy amin'ny fahavaloko Izy; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao, ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe.