Psalms 18:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no hiderako Anao eny amin’ny firenen-tsamihafa, TOMPO ô, ary hankalazako ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manafaka ahy amin’ny fahavaloko. Eny manandratra ahy ho ambonin’ny rafy lahiko Ianao, mamonjy ahy amin’ny olona mpanao an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, afahanao amin’ny fahavaloko aho; eny, ataonao resiko ireo mpamely ahy ary tsy mahazo ahy ny mpanao an-keriny.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no hiderako Anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa, Jehovah ô, sy hankalazako ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no hiderako Anao eny amin’ny firenen-tsamihafa, TOMPO ô, ary hankalazako ny anaranao.
malagasy
Koa izany no hiderako Anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa, Jehovah ô, sy hankalazako ny anaranao.Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy, ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.