Psalms 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nihodidina tamiko ny famatoran’ny fitoeran’ny maty ary nisakana ahy ny fandriky ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanodidina ahy ny fatoram-pahafatesana; nampitahotra ahy ny riakan’i Beliala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fatotra mangeja ahy ny fahafatesana sady nampitahotra ahy toa riaka mandrava;
Malagasy Bible 1865
Ny famatoran'ny fiainan-tsi-hita nihodidina tamiko; nisakana ahy ny fandriky ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nihodidina tamiko ny famatoran’ny fitoeran’ny maty* ary nisakana ahy ny fandriky ny fahafatesana.
malagasy
Ny famatoran'ny fiainan-tsi-hita nihodidina tamiko; nisakana ahy ny fandriky ny fahafatesana.[Heb: Sheola]