Psalms 18:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin’ny Voahosony, dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia hidera Anao aho, ry Iaveh, eo amin’ny firenena, hihira ho an’ny voninahitry ny Anaranao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa eo anivom-pirenena no hiderako Anao sady hankalazako ny anaranao amin-kira.
Malagasy Bible 1865
Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy, ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin’ny Voahosony*, dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.
malagasy
Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy, ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.