Psalms 18:51 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao famonjena mahagaga ho an’ny mpanjaka voatendriny Izy, mamindra fo amin’izay voahosony Izy, dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo manome fandresena lehibe ho an’ilay mpanjaka voafidiny ary maneho fitia amin’ilay nohosorany, dia i Davida sy ireo taranany hatrany amin’ny mandrakizay.