Psalms 18:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naondriny ny lanitra ka nidina Izy ary haizim-pito no teo ambanin’ny tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy setroka nisavoana avy ao am-bavorony, sy afo mandevona nivoaka avy any am-bavany; ary vainafo midedadeda nipoitra avy eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy setroka nidonaka avy teo an’orony ary afo mandevona avy teo am-bavany, ka narahina tselatra mandoro izany.
Malagasy Bible 1865
Dia naondriny ny lanitra, ka nidina Izy; ary aizim-pito no teo ambanin'ny tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naondriny ny lanitra ka nidina Izy ary haizim-pito no teo ambanin’ny tongony.
malagasy
Dia naondriny ny lanitra, ka nidina Izy; ary aizim-pito no teo ambanin'ny tongony.