Psalms 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanomponao dia hazavain’ireny ary misy valiny lehibe ho an’izay mitandrina azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sarobidy noho ny volamena ireny, mihoatra noho ny volamena madio betsaka; mamy noho ny tantely izy, mihoatra noho ny tantely mitete avy amin’ny tohotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mahasarika noho ny volamena, dia ny vaingam-bolamena voadio; sady mamy noho ny tantely, dia ny tantely avy amin’ny tohotra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanomponao dia hazavain'ireny; amin'ny fitandremana azy misy valiny lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanomponao dia hazavain’ireny ary misy valiny lehibe ho an’izay mitandrina azy ireny.
malagasy
Ary ny mpanomponao dia hazavain'ireny; amin'ny fitandremana azy misy valiny lehibe.