Psalms 19:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny fahadisoana tsy nahy, iza re no mahalala izany? Ataovy tsy manan-tsiny aho ny amin’izay ota tsy fantatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanomponao koa dia hazavain’ireny; ary misy valiny lehibe ho an’izay mitandrina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, izaho mpanomponao dia hazavain’ireny tokoa; fa lehibe ny tombontsoa ho an’izay mitandrina azy.
Malagasy Bible 1865
Raha ny fahatsontsana, dia iza re no mahalala izany? ataovy tsy manan-tsiny aho ny amin'izay ota tsy fantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny fahadisoana tsy nahy, iza re no mahalala izany? Ataovy tsy manan-tsiny aho ny amin’izay ota tsy fantatro.
malagasy
Raha ny fahatsontsana, dia iza re no mahalala izany? ataovy tsy manan-tsiny aho ny amin'izay ota tsy fantatra.