Psalms 19:15 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiso amim-pankasitrahana ny tenin’ny vavako, mbamin’ny fitiavan’ny foko, eo anatrehanao, ry Iaveh, Vatolampiko sy Mpanavotra ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankasitrahinao anie izany teniko sy izay vetsoko teo anoloanao, ry TOMPO Vatolampiko sy Mpanavotra ahy!