Psalms 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro dia samy miteny amin’ny andro mandimby azy ary ny alina dia samy manolo-pahalalana amin’ny alina mandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra mitory ny voninahitr’Andriamanitra, ary ny habakabaka manambara ny asan-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lanitra manambara ny voninahitr’Andriamanitra ary ny habakabaka mitory ny asa vitany;
Malagasy Bible 1865
Ny andro samy miteny amin'ny andro mandimby azy, ary ny alina samy manolo-pahalalana amin'ny alina mandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro dia samy miteny amin’ny andro mandimby azy ary ny alina dia samy manolo-pahalalana amin’ny alina mandimby azy.
malagasy
Ny andro samy miteny amin'ny andro mandimby azy, ary ny alina samy manolo-pahalalana amin'ny alina mandimby azy.