Psalms 19:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy teny na fiteny miasa anefa sady tsy re koa izay feony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andro mitory fiderana amin’ny andro, ny alina mampandre izany amin’ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny andro mitantara izany amin’ny andro mandimby, ary ny alina milaza izany amin’ny alina manaraka.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy teny na fiteny miasa anefa sady tsy re koa izay feony.
malagasy
Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony. [Na: Izay tsy andrenesana ny feony; na: Izay tsy re ny feony]