Psalms 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa lasa ho any amin’ny tany rehetra ny kofehy fandrefesany ary mihatra amin’ny faran’izao rehetra izao ny teniny; tany no nanaovany tranolay ho an’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany tsy mba fiteny, tsy mba teny izay tsisy haharenesana ny feony:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy izay miteny na mivolana, tsy misy izay feo mety ho heno;
Malagasy Bible 1865
Efa nivoaka ho any amin'ny tany rehetra ny famolainany, ary ny teniny dia mihatra amin'ny faran'izao rehetra izao. Trano-lay ho an'ny masoandro no nataony teo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa lasa ho any amin’ny tany rehetra ny kofehy fandrefesany ary mihatra amin’ny faran’izao rehetra izao ny teniny; tany no nanaovany tranolay ho an’ny masoandro.
malagasy
Efa nivoaka ho any amin'ny tany rehetra ny famolainany, ary ny teniny dia mihatra amin'ny faran'izao rehetra izao. Trano-lay ho an'ny masoandro no nataony teo aminy;[Na: feony]