Psalms 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy any amin’ny faravodilanitra no fiposahany ary ny alehany dia hatrany amin’ny farany koa; tsy misy takona amin’ny hafanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izy io tahaka ny mpampaka-bady mivoaka avy amin’ny trano fandriany dia miezaka an-kafaliana toy ny olo-mahery fo, hanafaka ny lalan-kalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa isa-maraina dia miseho ilay izy toy ny mpampakatra mivoaka ny tranony; toy ny olo-matanjaka faly maka bahana mba hanefa ny hazakazaka fanaony.
Malagasy Bible 1865
Any amin'ny faravodilanitra ny fiposahany, ary ny alehany dia hatramin'ny farany koa, ka tsy misy takona amin'ny hafanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy any amin’ny faravodilanitra no fiposahany ary ny alehany dia hatrany amin’ny farany koa; tsy misy takona amin’ny hafanany.
malagasy
Any amin'ny faravodilanitra ny fiposahany, ary ny alehany dia hatramin'ny farany koa, ka tsy misy takona amin'ny hafanany.