Psalms 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy tsiny ny lalànan’NY TOMPO, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teny vavolombelon’NY TOMPO, mahahendry ny tso-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any amin’ny ila faravodilanitra Izy no miala; ary any amin’ny ila faravodilanitra vao tapitra ny diany; tsy misy tsy takatry ny hafanàny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faravodilanitra atsinanana no iaingany ary ny faravodilanitra andrefana no iafarany; ka, eny amin’ny lalan-kizorany eny, dia tsy misy afa-miery amin’ny hafanàny.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy tsiny ny lalàn'i Jehovah, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teni-vavolombelon'i Jehovah, mahahendry ny kely saina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy tsiny ny lalànan’NY TOMPO, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teny vavolombelon’NY TOMPO, mahahendry ny tso-po.
malagasy
Tsy misy tsiny ny lalàn'i Jehovah, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teni-vavolombelon'i Jehovah, mahahendry ny kely saina.