Psalms 19:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahitsy ny fitsipiky NY TOMPO, mahafaly ny fo; madio ny didin’NY TOMPO, mampahazava ny maso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lavorary ny lalàn’i Iaveh, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teny vavolombelon’i Iaveh, ka mahahendry ny kely saina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lavorary ny lalànan ’ny TOMPO ka mamelombelona aina. Mahatoky ny fepetra nataon’ny TOMPO ka mampahendry ny olon-tsotra.
Malagasy Bible 1865
Mahitsy ny fandidian'i Jehovah, mahafaly ny fo; madio ny didin'i Jehovah, mampahazava ny maso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahitsy ny fitsipiky NY TOMPO, mahafaly ny fo; madio ny didin’NY TOMPO, mampahazava ny maso.
malagasy
Mahitsy ny fandidian'i Jehovah, mahafaly ny fo; madio ny didin'i Jehovah, mampahazava ny maso.