Psalms 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Madio ny fahatahorana NY TOMPO, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipiky NY TOMPO, eny, mahitsy avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahitsy ny fandidian’i Iaveh, ka mahafaly ny fo; madio ny didin’i Iaveh, ka mampahazava ny maso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahitsy ny fitsipiky ny TOMPO ka mahafaly ny fo. Mangarangarana ny baikon’ny TOMPO ka manazava ny fijery.
Malagasy Bible 1865
Madio ny fahatahorana an'i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik'i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Madio ny fahatahorana NY TOMPO, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipiky NY TOMPO, eny, mahitsy avokoa.
malagasy
Madio ny fahatahorana an'i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik'i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.