Psalms 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no mitabataba ny Jentilisa? Nahoana no mimenomenom-poana ny firenena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no mihetsiketsika amim-pitabatabana ny firenena, ary mamorona hevi-poana ny vahoaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no mihotakotaka ny firenena? Ireo vahoaka mikomy amin’ny tsinontsinona;
Malagasy Bible 1865
Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no mitabataba ny Jentilisa*? Nahoana no mimenomenom-poana ny firenena?
malagasy
[Ny mpikomy amin'Andriamanitra sy ny Mesiany] Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?