Psalms 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny dia aoka ho hendry ianareo ry mpanjaka! Minoa anatra ianareo ry mpitsaran’ny tany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny mbà hendry ianareo mpanjaka; minoa anatra ianareo mpitsaran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa misehoa ho hendry, ianareo mpanjaka; ary minoa anatra, ry mpitsara ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia hendre ianareo, ry mpanjaka; minoa anatra ianareo, ry mpitsaran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny dia aoka ho hendry ianareo ry mpanjaka! Minoa anatra ianareo ry mpitsaran’ny tany!
malagasy
Ary amin'izany dia hendre ianareo, ry mpanjaka; minoa anatra ianareo, ry mpitsaran'ny tany.