Psalms 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manompoa NY TOMPO amin’ny fahatahorana ary miravoravoa amin’ny fangovitana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manompoa an’i Iaveh amim-pahatahorana, mientan-kafaliana amim-pangovitana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompoy amin-tahotra ny TOMPO ary ekeo amin-kovitra ny fahefàny, fandrao hirehitra tampoka ny hatezerany ka ho fatin’ny fikasanareo ianareo. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.
Malagasy Bible 1865
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fahatahorana, ary mifalia amin'ny fangovitana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manompoa NY TOMPO amin’ny fahatahorana ary miravoravoa amin’ny fangovitana.
malagasy
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fahatahorana, ary mifalia amin'ny fangovitana.Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.