Psalms 2:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Orohy ny Zanaka, fandrao ho tezitra Izy ka ho levona eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia mirehitra ny hatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Orohy ny Zanaka fandrao tezitra izy; ka ho very any amin’ny lalanareo ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny hatezerany. Sambatra izay rehetra matoky Azy.
Malagasy Bible 1865
Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Orohy ny Zanaka, fandrao ho tezitra Izy ka ho levona eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia mirehitra ny hatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka Aminy.
malagasy