Psalms 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hotapahintsika ny gadrany ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tapaho ny famatorany, hoy ireny, ary ario lavitra antsika ny gadrany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka hotapahintsika, hoy ireo, ny gadra angejàny; ary hariantsika any izay fanjakazakàny!»
Malagasy Bible 1865
"Aoka hotosantsika ny famatorany, ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany."
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hotapahintsika ny gadrany ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany.
malagasy
"Aoka hotosantsika ny famatorany, ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany."