Psalms 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihomehy izay mipetraka any an-danitra. Maneso azy ireo ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay mipetraka any an-danitra mitsiky; maneso an’ireny ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo Izay mipetraka any an-danitra kosa dia mihomehy azy sy maneso azy.
Malagasy Bible 1865
Izay mipetraka any an-danitra mihomehy, ny Tompo maneso ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihomehy izay mipetraka any an-danitra. Maneso azy ireo ny Tompo.
malagasy
Izay mipetraka any an-danitra mihomehy, ny Tompo maneso ireo.