Psalms 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny azy amin’ny fahavinirany Izy ka hampangorohoro azy amin’ny fahatezerany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hiteny amin’ireny Izy noho ny fahavinirany, sy hampangorohoro azy amin’ny fisafoahany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka itenenany amin-katezerana ireo sy ampihorohoroiny amin-kavinirana hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny azy amin'ny fahavinirany Izy ka hampangorohoro azy amin'ny fahatezerany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny azy amin’ny fahavinirany Izy ka hampangorohoro azy amin’ny fahatezerany hoe:
malagasy
Dia hiteny azy amin'ny fahavinirany Izy ka hampangorohoro azy amin'ny fahatezerany hoe: