Psalms 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho anefa no nanendry ny Mpanjakako teo ambonin’i Ziona, tendrombohitro masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izaho efa nanangana ny mpanjakako, ao ambonin’ny Siôna tendrombohitro masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho no manendry Azy ho mpanjaka eo Tsiôna tendrombohitro masina!»
Malagasy Bible 1865
"Izaho kosa efa nanendry ny Mpanjakako Tambonin'i Ziona, tendrombohitro masina."
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho anefa no nanendry ny Mpanjakako teo ambonin’i Ziona*, tendrombohitro masina.
malagasy
"Izaho kosa efa nanendry ny Mpanjakako Tambonin'i Ziona, tendrombohitro masina."