Psalms 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataha Amiko dia homeko ho lovanao ny Jentilisa ary ho fanananao ny tany rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataha dia homeko ho lovanao ny firenena, ho fanjakanao, ny vazantany efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa angataho amiko ny firenena rehetra, dia homeko ho fanananao ireny hatrany amin’ny faravazan-tany,
Malagasy Bible 1865
Mangataha amiko, dia homeko ho lovanao ny jentilisa ary ny faran'ny tany ho fanananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataha Amiko dia homeko ho lovanao ny Jentilisa ary ho fanananao ny tany rehetra;
malagasy
Mangataha amiko, dia homeko ho lovanao ny jentilisa ary ny faran'ny tany ho fanananao.