Psalms 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hotorotoroinao amin’ny tehim-by izy. Toy ny famaky vilany tany no hanamontsamontsananao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanorotoro azy amin’ny tehim-by ianao; hanamontsamontsana azy toy ny vilanin’ny mpanefy ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hofehezinao amin’ny tehim-by ka ho azonao potehina toa vilany tany.»
Malagasy Bible 1865
Hotorotoroinao amin'ny tehim-by izy: toy ny famaky vilany tany no hanamontsamontsananao azy."
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hotorotoroinao amin’ny tehim-by izy. Toy ny famaky vilany tany no hanamontsamontsananao azy.
malagasy
Hotorotoroinao amin'ny tehim-by izy: toy ny famaky vilany tany no hanamontsamontsananao azy."