Psalms 20:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihaino anao anie NY TOMPO amin’ny andro fahoriana, hitondra anao ho any amin’ny avo anie ny anaran’Andriamanitr’i Jakoba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. - Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Hihaino anao anie Jehovah amin'ny andro fahoriana; hitondra anao ho any amin'ny avo anie ny anaran'Andriamanitr'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihaino anao anie NY TOMPO amin’ny andro fahoriana, hitondra anao ho any amin’ny avo anie ny anaran’Andriamanitr’i Jakoba!
malagasy
[Vavaka ho an'ny mpanjaka raha mivoaka hanafika] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Hihaino anao anie Jehovah amin'ny andro fahoriana; hitondra anao ho any amin'ny avo anie ny anaran'Andriamanitr'i Jakoba.