Psalms 20:10 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, vonjeo ny mpanjaka! - Hihaino antsika anie Izy amin’izay andro iantsoantsika Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, omeo fandresena ny mpanjaka; ary mba valio ny vavaka ataonay amin’ny andro iantsoanay vonjy aminy!