Psalms 20:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahatonga famonjena ho anao avy amin’ny fitoerana masina anie Izy ary hanohana anao avy any Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihaino anao amin’ny andron’ny fahoriana anie i Iaveh; hiaro anao anie ny Anaran’ny Andriamanitr’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovalian’ny TOMPO vavaka amin’ny andro mahory anie ianao, harovan’ilay Andriamanitr’i Jakôba,
Malagasy Bible 1865
Hahatonga famonjena ho anao avy amin'ny fitoerana masina anie Izy, ary hanohana anao avy any Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahatonga famonjena ho anao avy amin’ny fitoerana masina anie Izy ary hanohana anao avy any Ziona*.
malagasy
Hahatonga famonjena ho anao avy amin'ny fitoerana masina anie Izy, ary hanohana anao avy any Ziona.