Psalms 20:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahatsiaro ny fanatitra rehetra avy amin’ny zavamaniry ataonao anie Izy ary hankasitraka ny fanatitra dorana manontolo ataonao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahatonga famonjena ho anao avy amin’ny fitoerany masina anie Izy; hanohana anao avy any Siôna anie Izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
handefasany vonjy avy ao an- toeramasiny ary hotohanany avy ao Tsiôna!
Malagasy Bible 1865
Hahatsiaro ny fanatitra hohaninao rehetra anie Izy, ary hankasitraka ny fanatitra doranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahatsiaro ny fanatitra rehetra avy amin’ny zavamaniry ataonao anie Izy ary hankasitraka ny fanatitra dorana manontolo ataonao!
malagasy
Hahatsiaro ny fanatitra hohaninao rehetra anie Izy, ary hankasitraka ny fanatitra doranao.