Psalms 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanome anao araka izay irin’ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fikasanao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahatsiaro ny fanatitrao rehetra anie Izy, ary hankasitraka ny sorona dorana! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotsaroany anie ny fanatitrao rehetra ary hankasitrahiny ny sorona doranao! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hanome anao araka ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanome anao araka izay irin’ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fikasanao rehetra.
malagasy
Hanome anao araka ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.