Psalms 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihoby noho ny famonjena azonao izahay ary amin’ny anaran’Andriamanitray no hanangananay faneva; hotanterahin’NY TOMPO anie ny angatahinao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homeny anao anie izay irin’ny fonao; ary hotanterahiny avokoa ny hevitra kasainao rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeny anao anie izay zavatra irînao ary hotanterahiny izay rehetra kasainao!
Malagasy Bible 1865
Aoka hihoby noho ny famonjena azonao izahay, ary amin'ny anaran'Andriamanitray no hanangananay faneva; ho tanterahin'i Jehovah anie ny angatahinao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihoby noho ny famonjena azonao izahay ary amin’ny anaran’Andriamanitray no hanangananay faneva; hotanterahin’NY TOMPO anie ny angatahinao rehetra.
malagasy
Aoka hihoby noho ny famonjena azonao izahay, ary amin'ny anaran'Andriamanitray no hanangananay faneva; ho tanterahin'i Jehovah anie ny angatahinao rehetra.