Psalms 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany dia mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny sasany dia amin’ny soavaly; fa raha izahay kosa dia ny anaran’NY TOMPO Andriamanitray no hantsoinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro sahady fa namonjy ny voahosony i Iaveh; hihaino azy Izy any an-danitra, fonenany masina, amin’ny famonjena mahery hataon’ny tanany ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro izao ankehitriny fa ny TOMPO manome fandresena ny mpanjaka nohosorany; avy any an-danitra toeramasiny no amaliany ny vavaka ataony, ka ny herin’ny tanany ankavanana no anolorany fandresena ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly; Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany dia mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny sasany dia amin’ny soavaly; fa raha izahay kosa dia ny anaran’NY TOMPO Andriamanitray no hantsoinay.
malagasy
Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly; Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.