Psalms 20:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia reraka sady lavo fa izahay kosa dia mitsangana sy mijoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany mitoky amin’ny kalesiny; ny sasany amin’ny soavaliny; fa isika kosa miantso ny Anaran’i Iaveh Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny an’ny sasany, ny kalesiny no itokiany; ny an’ny hafa, ny soavaliny no iankinany; ny anay kosa, ny anaran’ny TOMPO Andriamanitray no hany hery ianteheranay.
Malagasy Bible 1865
Ireo dia reraka sady lavo; fa izahay kosa efa mitsangana sy mijoro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia reraka sady lavo fa izahay kosa dia mitsangana sy mijoro.
malagasy
Ireo dia reraka sady lavo; fa izahay kosa efa mitsangana sy mijoro,Jehovah ô, vonjeo ny mpanjaka; hamaly anay anie Izy amin'izay andro iantsoanay Azy.[Na: Jehovah ô, vonjeo! Hamaly anay anie ny Mpanjaka]