Psalms 20:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, vonjeo ny mpanjaka! Hamaly anay anie izy amin’izay andro iantsoanay Azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izy ireo moa mihemotra sady lavo; izahay kosa miarina ka mahatoha mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ireny mitolefika sy mianjera, fa izahay kosa maharitra mijoro.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, vonjeo ny mpanjaka; hamaly anay anie Izy amin'izay andro iantsoanay Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, vonjeo ny mpanjaka! Hamaly anay anie izy amin’izay andro iantsoanay Azy!
malagasy
Jehovah ô, vonjeo ny mpanjaka; hamaly anay anie Izy amin'izay andro iantsoanay Azy.[Na: Jehovah ô, vonjeo! Hamaly anay anie ny Mpanjaka]