Psalms 21:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, ny herinao no hifalian’ny mpanjaka. Endre ny haben’ny firavoravoany amin’ny famonjenao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. - Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, ny herinao no hifalian'ny mpanjaka; ary endrey ny haben'ny hiravoravoany amin'ny famonjenao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, ny herinao no hifalian’ny mpanjaka. Endre ny haben’ny firavoravoany amin’ny famonjenao!
malagasy
[Fisaorana atao rehefa miverina avy any an-tafika ny mpanjaka] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, ny herinao no hifalian'ny mpanjaka; ary endrey ny haben'ny hiravoravoany amin'ny famonjenao!