Psalms 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nikasa hanisy ratsy anao izy sady namoron-kevi-dratsy nefa tsy hahefa
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofongoranao eo amin’ny tany ny taranany, ary eo amin’ny zanak’olombelona ny tamingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofoananao tsy ho eto an-tany ny taranany, ka hoesorinao tsy ho eo amin’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa nikasa hanisy ratsy anao izy, ka namoron-kevi-dratsy fa tsy nahefa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nikasa hanisy ratsy anao izy sady namoron-kevi-dratsy nefa tsy hahefa
malagasy
Fa nikasa hanisy ratsy anao izy, ka namoron-kevi-dratsy fa tsy nahefa.