Psalms 21:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hampiamboho azy ianao; ny tsipìkanao no ikendrenao ny tavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fiomanana handevona anao izy ireo namoron-kevi-dratsy, nefa tsy hahefa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mikasa hanisy ratsy anao ireny na mitady hanohitra, dia tsy hahomby;
Malagasy Bible 1865
Fa hampiamboho azy ianao; ny tsipìkanao no ikendrenao ny tavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hampiamboho azy ianao; ny tsipìkanao no ikendrenao ny tavany.
malagasy
Fa hampiamboho azy ianao; ny tsipìkanao no ikendrenao ny tavany.Misandrata amin'ny herinao, Jehovah ô, hihira sy hankalaza ny herinao izahay.