Psalms 21:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misandrata amin’ny herinao Ianao, TOMPO ô! Hihira sy hankalaza ny herinao amin’ny salamo izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao kosa no hampiamboho azy; hikendry ny handriny amin’ny tsipìkanao Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tifirinao amin’ny zana-tsipîka izy ary ataonao rifatra mandositra.
Malagasy Bible 1865
Misandrata amin'ny herinao, Jehovah ô, hihira sy hankalaza ny herinao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misandrata amin’ny herinao Ianao, TOMPO ô! Hihira sy hankalaza ny herinao amin’ny salamo izahay.
malagasy
Misandrata amin'ny herinao, Jehovah ô, hihira sy hankalaza ny herinao izahay.