Psalms 21:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna amin’ny herinao, ry Iaveh ô, te hihira sy hankalaza ny fahefanao izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misandrata, TOMPO ô, amin’izato herinao fa hankalazainay an-kira ny fandresenao.