Psalms 21:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomenao azy izay nirin’ny fony ary tsy mba nolavinao izay nangatahin’ny molony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, mifaly amin’ny herinao ny mpanjaka; endrey ny haben’ny firavoravoany amin’ny famonjenao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ny herinao no ifalian’ny mpanjaka ary ny fandresenao no iravoany aoka izany.
Malagasy Bible 1865
Ny nirin'ny fony dia nomenao azy, ary ny nangatahin'ny molony tsy mba nolavinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomenao azy izay nirin’ny fony ary tsy mba nolavinao izay nangatahin’ny molony.
malagasy
Ny nirin'ny fony dia nomenao azy, ary ny nangatahin'ny molony tsy mba nolavinao.