Psalms 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa notsenainao tamin’ny fitahiana soa izy; nasianao satroboninahitra volamena tsy miharo teo an-dohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomenao azy izay nirin’ny fony, tsy nolavinao izay nangatahin’ny molony. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomenao azy izay zavatra nirîny ary tsy nolavinao izay nangatahiny taminao. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa notsenainao tamin’ny fitahiana soa izy; nasianao satroboninahitra volamena tsy miharo teo an-dohany.
malagasy
Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.