Psalms 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aina no nangatahiny Taminao dia nomenao azy izany, dia andro lava mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa notsenainao fanambinana fatratra izy; satroboninahitra volamena madio no nataonao tamin’ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, notsenainao fitahian-tsoa izy ka fehiloha volamena no nasatrokao ny lohany;
Malagasy Bible 1865
Aina no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany, dia andro lava mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aina no nangatahiny Taminao dia nomenao azy izany, dia andro lava mandrakizay doria.
malagasy
Aina no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany, dia andro lava mandrakizay doria.