Psalms 21:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny famonjenao dia lehibe ny voninahiny; laza sy voninahitra no nataonao taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangataka aina taminao izy, ka nomenao azy izany; dia andro lava sy mandrakizay alaovalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fiainana nangatahiny nomenao azy, dia andro mitandavana mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Lehibe ny voninahiny amin'ny famonjenao; Laza sy voninahitra no nataonao taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny famonjenao dia lehibe ny voninahiny; laza sy voninahitra no nataonao taminy.
malagasy
Lehibe ny voninahiny amin'ny famonjenao; Laza sy voninahitra no nataonao taminy.