Psalms 21:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy ary ampifalinao indrindra amin’ny fanatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny famonjenao dia lehibe ny voninahiny; nomenao laza amam-pamirapiratana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fandresenao dia lehibe ny voninahiny: fiandrianana sy laza no arakotrao azy.
Malagasy Bible 1865
Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy; ampifalinao indrindra amin'ny tavanao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy ary ampifalinao indrindra amin’ny fanatrehanao.
malagasy
Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy; ampifalinao indrindra amin'ny tavanao izy.