Psalms 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa matoky NY TOMPO ny mpanjaka ary noho ny famindrampon’ny Avo Indrindra dia tsy hangozohozo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao fandrotsaham-pitahiana mandrakizay izy; fenoinao hafaliana eo anatrehan’ny Tavanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ataonao heni-pitahiana hatrany izy ary ampifalînao amin’ny fanatrehanao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka matoky an'i Jehovah, ary noho ny famindram-pon'ny Avo Indrindra dia tsy hangozohozo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa matoky NY TOMPO ny mpanjaka ary noho ny famindrampon’ny Avo Indrindra dia tsy hangozohozo izy.
malagasy
Fa ny mpanjaka matoky an'i Jehovah, ary noho ny famindram-pon'ny Avo Indrindra dia tsy hangozohozo izy.