Psalms 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho azon’ny tananao ny fahavalonao rehetra; eny, ho azon’ny tananao ankavanana izay mankahala anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa matoky an’i Iaveh ny mpanjaka, ka tsy mangozohozo izy noho ny famindram-pon’ny Avo indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny TOMPO no itokian’ny mpanjaka, hany ka tsy hangozohozo akory izy satria tia azy ilay Avo Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ho azon'ny tananao ny fahavalonao rehetra; eny, ho azon'ny tananao ankavanana ny mankahala anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho azon’ny tananao ny fahavalonao rehetra; eny, ho azon’ny tananao ankavanana izay mankahala anao.
malagasy
Ho azon'ny tananao ny fahavalonao rehetra; eny, ho azon'ny tananao ankavanana ny mankahala anao;