Psalms 21:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataonao tahaka ny fatana misy afo mirehitra izy amin’ny andro hisehoanao. NY TOMPO handany azy amin’ny fahatezerany ary handevona azy ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho azon’ny tananao ny fahavalonao rehetra, ry Mpanjaka, ho azon’ny tananao ankavanana izay mankahala Anao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitra Mpanjaka ô, ho azonao ny fahavalonao rehetra ary ho eo am-pelatananao ireo rehetra mpankahala Anao.
Malagasy Bible 1865
Hataonao tahaka ny fatana misy afo mirehitra izy amin'ny andro hisehoanao, Jehovah handany azy amin'ny fahatezerany, ary handevona azy ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataonao tahaka ny fatana misy afo mirehitra izy amin’ny andro hisehoanao. NY TOMPO handany azy amin’ny fahatezerany ary handevona azy ny afo.
malagasy
Hataonao tahaka ny fatana misy afo mirehitra izy amin'ny andro hisehoanao, Jehovah handany azy amin'ny fahatezerany, ary handevona azy ny afo.