Psalms 22:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia nahafoy ahy Ianao? Lavitry ny famonjena ahy ny tenin’ny fitarainako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Momba ny Serfavavin’ny mazava atsinanana. Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hohiraina araka ny feon’ny hoe «Ny dieravavy, fony mazavatsinanana». Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin'ny fitarainako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia nahafoy ahy Ianao? Lavitry ny famonjena ahy ny tenin’ny fitarainako.
malagasy
[Fitarainana mafy noho ny fahoriana, ary fisaorana noho ny fahafahana, sy filazana ny handrosoan'ny fanjakan'Andriamanitra] Ho an'ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin'ny fitarainako.